Ambanivolo (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifampiantsoantso i Koto sy i Bozy
Andeha hiverina hampody indray qspyqt ny edukohsm omby
Ny hazavana lasa nitsipozipozy
Mamindra mailaka hamonjy indray ny toby
Làlana lavitra
Mankany ambanivohitra
Ny rivotra iainana
Madio mamelon"aina
Ny sasany efa indreo mamindro amoron’afo
Tsy tononkira.serasera.org misy trano moa ka lanitra no tafo
Ny vtchum ankamantatra sy ny anganoangano
Ifandimbiasana hanalana hamohamo.
Fa izay rehetra velon’aina
Mbola misy antenaina
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 8610
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 21/10/2001 23:10