injany feom-boro mikalo (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Injany feom-boro-mikalo
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa gbpeuvk mampitalaho
Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina ynmie dia lasa vaxd voaroka
Kinanjo manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.
Ny tany, ny hatanorana
Dia tena tononkira.serasera.org tsy tomombana akory
Raha izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory
Naseran’ ny rivo-mandalo
Kinanjo ny vokany ho’ aho
Nanjary toa gbpeuvk mampitalaho
Jereo ’ty andro mipaoka
Ny aizina ynmie dia lasa vaxd voaroka
Kinanjo manjombona ihany
Fa izany no fomban’ ny tany.
Ny tany, ny hatanorana
Dia tena tononkira.serasera.org tsy tomombana akory
Raha izany no hiafarana
Anio dia mandeha matory
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 8430
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : harisoa
Daty : 27/04/2004 04:38
