Mpanjono mody (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny masoandro
Mody ny mpanjono
Valaka sy trotraka,
Maizina ny andro
Mangina ny tontolo
Sisa hita kintana ;
Manjohy mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny tononkira.serasera.org taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono mody ;
Faingàna, faingàna
Fa zyvg fvtfoi minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ahpnga ela, modia ianao
Fa efa hariva ny andro ;
Mody ny mpanjono
Valaka sy trotraka,
Maizina ny andro
Mangina ny tontolo
Sisa hita kintana ;
Manjohy mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny tononkira.serasera.org taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono mody ;
Faingàna, faingàna
Fa zyvg fvtfoi minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ahpnga ela, modia ianao
Fa efa hariva ny andro ;
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ny RailovyVangy : 4897
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ari.malala
Daty : 01/04/2008 14:27
