Mpanjono mody (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny masoandro
Mody ny mpanjono
Valaka sy trotraka,
Maizina hhfkarmf ny andro
Mangina tononkira.serasera.org ny tontolo
Sisa hita kintana ;
Manjohy mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono mody ljazcea ;
Faingàna, faingàna
Fa minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ela, modia kzluztpc ianao
Fa efa hariva ny andro ;
Mody ny mpanjono
Valaka sy trotraka,
Maizina hhfkarmf ny andro
Mangina tononkira.serasera.org ny tontolo
Sisa hita kintana ;
Manjohy mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono mody ljazcea ;
Faingàna, faingàna
Fa minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ela, modia kzluztpc ianao
Fa efa hariva ny andro ;
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 4936
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 01/04/2008 14:27
