Mpanjono mody (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Lasa ny masoandro
Mody ny upjv mpanjono
Valaka sy trotraka,
Maizina ydfohxwy ny andro
Mangina ny tontolo
Sisa hita kintana ;
Manjohy mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono zmbekx mody ;
Faingàna, faingàna
Fa minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ela, modia tononkira.serasera.org ianao
Fa efa hariva ny andro ;
Mody ny upjv mpanjono
Valaka sy trotraka,
Maizina ydfohxwy ny andro
Mangina ny tontolo
Sisa hita kintana ;
Manjohy mirefarefa
Manara-dohasaha
Ny taratra miantefa
Mamohafoha fanahy,
Mitsinjo ny to tody
Ireo mpanjono zmbekx mody ;
Faingàna, faingàna
Fa minadry anao
Ilay tiana mangina ao an-trano,
Faingàna, aza ela, modia tononkira.serasera.org ianao
Fa efa hariva ny andro ;
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Ny RailovyHits : 4841
Likes : 0 Like
Created by : ari.malala
Date : 01/04/2008 14:27
