dobla sento (Naka Rabemanantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
midona aman-kalo ny oran-ko avy
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso tomany
ny fo diso tiana, ny fo rejce sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny tononkira.serasera.org foana
miampita zejocxz ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana
injany midina plery Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony
ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia
miafana kely ireo olo-manavy
ny fanantenany fa ho mando ny tany
no toa hampitony ny maso tomany
ny fo diso tiana, ny fo rejce sara-tiana
manomboka kosa hisento mangina
mandefa ny sento hamaky ny tononkira.serasera.org foana
miampita zejocxz ao an-tsofin’ ilay tsy anoloana
injany midina plery Ankaratra irony
na manembona mantsy ny fony
ny fon’ ilay tiana ka lavitra izany
dia tsy mba mionona, tsy mety mitony
ny fo mitempo mihevitra koa
hanala ny sento tsy toha
fa dobla sento mandeha iray dia
ho tonga santionan’ ny fo mifangia
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naka RabemanantsoaVangy : 8503
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : rafara
Daty : 29/05/2007 11:39
