Be dia be (Solo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Be dia be ny efa nataonao ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
tsot Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka ny nofinofinao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso tononkira.serasera.org ho antsika
Ho antsika
Dia izaho sy ianao
Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena wsxsf tanatinao
Ny fivavahana shev nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy
Miredareda ao anatiko ao
Be dia be ny efa nomenao ahy
Tsy haiko nolavina nefa izao
Fiverenana :
Tiako raha mba izaho
No hitady izay hahasambatra anao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso ho antsika
Ho antsika
tsot Tiako raha mba izaho
No hanatanteraka ny nofinofinao
Ny andro omaly anao
Ny ampitso tononkira.serasera.org ho antsika
Ho antsika
Dia izaho sy ianao
Be dia be ny fandeferana
Tsy hay nofefena wsxsf tanatinao
Ny fivavahana shev nasandratrao
Mbola natokanao ho ahy
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : SoloVangy : 9105
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/10/2002 19:58
