Cousin sy cousine (Tempo Gaigy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousine
Cousine ve cousine, mifampitantana teny amin’ny ville
Copine sa cousine, cousine ve
Eny e, e vzctxt dia bisous amin’ny molotra avy eo
Eny e, e toa misakambina be
Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousin
Oh! cousin a hoe cousin, mandeha anaty coin
Cousin ve sa copain, copain copain
Eny e, e toa la mode aty amin’ny ville
Raha vao tratra, ablugkeu cousin a hoe cousine a!
Ty be fikafika,sa jamba tsy mahita
Ka tsy mahalala hoe cousin
hmnmrz Tsy mahalala hoe cousine
’Zaho ve nandranandra, sa nandra tena nandra
Ka tsy mahalala izany e (2)
’Zaho ve zaza tononkira.serasera.org alika,sa vendrana no fika
Ka ampiesoninao doria ô!
Hitako ianao nampiaraka...
Tempo Gaigy (album Ramose tatanta)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tempo GaigyVangy : 8832
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/04/2003 14:27