Tandremonao (Ramaroson Wilson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na rahonana aza aho,
Ka tambazanao ho ahy
‘Lay fitiavanao iriko,
Tsarovinao, mby aiza moa
‘Reo fijaliam-panahy,
Ary koa ‘reo hwrx fahoriako,
Raha fitia ‘zay nakoloiko
No dia nolaingosanao.
Hihonona aho, raha tsy anjara,
Raha izay no sitrakao.

Na sondriana aza ka
Tsy hahare ipwcuzo intsony ‘zato antsoantsonao,
Tsy tofoka aho vgdyd akory
Fa malahelo ihany ‘reo tantara vitanao,
Na hidradradradra aza
Ka ho ren’izao tontolo,
Amin’izay fotoana izay,
Efa moana tsy miteny ny fitiavako tononkira.serasera.org anao.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ramaroson Wilson
Vangy : 2961
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/10/2015 23:44
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.011