Manina azy (Ramaroson Wilson)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny foko ve no zujatcmt manina lava
No manembona foana ilay hany malala
Tsy afaka imaso ilay endriny soa
Toa hitako taratra ao am-poko tokoa

Sa izy ve dia torak'izany
No toa hafahafa zareo 'tony tany
Hatramin'ny toerana izay misy azy
No jerijereko f'izaho manina azy

Hokolokoloiko sy tononkira.serasera.org ataoko andrimaso
Hotsiditsidihako eto mazana
Hovangivangiako matetika koa
Hotazatazaniko ombieny ombieny

Raha sendra ka ory hampifalifaliako
Hotambatambazako rotsirotsiako
Fa olona tiako sy olona tcjfpwy mamiko
Hojerijereko f'izaho manina azy.

Ny foko ve no manina lava
No manembona foana ilay hany malala
Tsy afaka imaso ilay endriny soa
Toa hitako taratra ao am-poko tokoa

Sa izy ve dia torak'izany
No toa hafahafa zareo 'tony tany
Hatramin'ny toerana hoxnyv izay misy azy
No jerijereko f'izaho manina azy.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Ramaroson Wilson
Vangy : 1554
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 25/12/2021 19:42
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0134