Ny hirako (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N’inon’inona ho androko
Na finaritra aho na dzzsrzlr ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tononkira.serasera.org tsy hiato akory
Angamba aza ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy maintsy hitoetra
Tsy to angamba izay kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny hjvsmv fahanterana: manjokaiky
Ny fahafatesana: manakaiky
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko kfgx anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson
Na finaritra aho na dzzsrzlr ory
Na ho maty ao ny masoandroko
Ny hirahirahirako, ny hirako tononkira.serasera.org tsy hiato akory
Angamba aza ho alàna amiko
Ny mety ho ahy rehetra rehetra
Ny tiako ny ahy koa: ny taniko,
Ny hirahirako tsy maintsy hitoetra
Tsy to angamba izay kinasa
Ny fahatanorana ho lasa
Ny hjvsmv fahanterana: manjokaiky
Ny fahafatesana: manakaiky
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko kfgx anao
Ny sakaiza mety handao
Hihira aho, lazaiko anao
Feony: Ramaroson Wilson
Tonony: Dox
Mihira: Tarika Ramaroson Wilson
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 12622
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hery
Daty : 05/06/2009 16:22
