Tandremonao (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na rahonana aza aho,
Ka tambazanao ho tononkira.serasera.org ahy
‘Lay fitiavanao iriko,
Tsarovinao, mby aiza moa
‘Reo fijaliam-panahy,
Ary koa ‘reo fahoriako,
Raha fitia ‘zay nakoloiko
No dia nolaingosanao.
Hihonona aho, raha tsy anjara,
Raha izay no sitrakao.
Na sondriana aza ka
Tsy hahare intsony ‘zato antsoantsonao,
Tsy tofoka aho akory
Fa malahelo ihany ‘reo tantara vitanao,
Na hidradradradra aza
Ka ho ren’izao tontolo,
Amin’izay cdsh fotoana izay,
Efa cwvb moana tsy dstrld miteny ny fitiavako anao.
Ka tambazanao ho tononkira.serasera.org ahy
‘Lay fitiavanao iriko,
Tsarovinao, mby aiza moa
‘Reo fijaliam-panahy,
Ary koa ‘reo fahoriako,
Raha fitia ‘zay nakoloiko
No dia nolaingosanao.
Hihonona aho, raha tsy anjara,
Raha izay no sitrakao.
Na sondriana aza ka
Tsy hahare intsony ‘zato antsoantsonao,
Tsy tofoka aho akory
Fa malahelo ihany ‘reo tantara vitanao,
Na hidradradradra aza
Ka ho ren’izao tontolo,
Amin’izay cdsh fotoana izay,
Efa cwvb moana tsy dstrld miteny ny fitiavako anao.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ramaroson WilsonVisites : 3020
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 23/10/2015 23:44
