Tandremonao (Ramaroson Wilson)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na rahonana aza aho,
Ka tambazanao ho ahy
‘Lay fitiavanao iriko,
Tsarovinao, mby aiza moa
‘Reo fijaliam-panahy,
Ary koa ‘reo fahoriako,
Raha fitia tononkira.serasera.org ‘zay nakoloiko
No dia voyrmxms nolaingosanao.
Hihonona aho, raha tsy anjara,
Raha izay no zboat sitrakao.
Na sondriana aza ka
Tsy hahare intsony ‘zato antsoantsonao,
Tsy tofoka aho akory
Fa malahelo ihany ‘reo tantara vitanao,
Na hidradradradra aza
Ka ho ren’izao tontolo,
Amin’izay fotoana izay,
Efa moana xnwjabq tsy miteny ny fitiavako anao.
Ka tambazanao ho ahy
‘Lay fitiavanao iriko,
Tsarovinao, mby aiza moa
‘Reo fijaliam-panahy,
Ary koa ‘reo fahoriako,
Raha fitia tononkira.serasera.org ‘zay nakoloiko
No dia voyrmxms nolaingosanao.
Hihonona aho, raha tsy anjara,
Raha izay no zboat sitrakao.
Na sondriana aza ka
Tsy hahare intsony ‘zato antsoantsonao,
Tsy tofoka aho akory
Fa malahelo ihany ‘reo tantara vitanao,
Na hidradradradra aza
Ka ho ren’izao tontolo,
Amin’izay fotoana izay,
Efa moana xnwjabq tsy miteny ny fitiavako anao.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Ramaroson WilsonVangy : 3080
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 23/10/2015 23:44
