Madagasikara (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jgqzkujw Indro tsinjoko eny lavitra eny
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy cjnqa izay mba ho adinoiko.
Ao tononkira.serasera.org mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny rhtun ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy cjnqa izay mba ho adinoiko.
Ao tononkira.serasera.org mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny rhtun ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 6774
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:51
