Madagasikara (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsinjoko eny lavitra yhlgj eny
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy ndzgjz izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho tononkira.serasera.org avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy ighqsqvs mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy ndzgjz izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho tononkira.serasera.org avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy ighqsqvs mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 6693
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:51
