Madagasikara (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsinjoko eny lavitra eny
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona agbst isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no whbmcwal takalon' izay nomeny tononkira.serasera.org ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny krini tanindrazako.
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona agbst isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no whbmcwal takalon' izay nomeny tononkira.serasera.org ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny krini tanindrazako.
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Naly RakotofiringaVisites : 6851
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : ni81
Date : 07/10/2008 19:51
