Toera-manirery (Naly Rakotofiringa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry toera-manirery mitahiry ilay tsiambaratelo
Fifaliana nofaranana alahelo
Fandalovana indrisy no sisa
Mandimby izany andro lasa voatanisanisa

Mbola tiako hovangiana zknc ankehitriny
Hatsiarovako ilay fiadananay fahiny
Ry tononkira.serasera.org toerana lalovako miserana
Misy hasambaran'olon-droa
Matory tsy hifoha

Izao no hafatra ataoko amin'izay havako izay
Hokaloiko irery izany hiranay
Mba esmdvs hanako ao anldy am-pony ny tantarany
Ary koa ilay veloma nataonay farany

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Naly Rakotofiringa
Vangy : 7537
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : nirinamercia
Daty : 28/07/2020 11:09
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0639