Mitoto vary diavolana (Andrianary Ratianarivo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny pylhi mangorak'olon-tsy tiana
Mitoto vary diavolana
Mihantsy fampahoriana
Mandrava tady efa miolana
Ny manin'olo-tsy tononkira.serasera.org sitraka
Sikidy mila voatsiary
Ary sarintsarim-pamitaka
Salama ptdha toa te-harary
Ny misento izay tsy lalaina
Mandraoka rano efa raraka
Mandena lamba efa maina
Manao ankaso ny mpiaraka
Ny fitia: hanin-tsahaza
Raha anombinana; mankanavy
Fanomezana an-tanan-jaza
Tsy omena zaza knjfxb miangavy

Feony: Andrianary Ratianarivo
Tonony: Rodlish (Rakotoarivony Arthur)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0158