Cousin sy cousine (Tempo Gaigy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousine
Cousine ve cousine, mifampitantana teny amin’ny ville
Copine sa cousine, cousine ve
Eny e, e dia bisous amin’ny molotra avy eo
Eny e, e toa misakambina be

Hitako ianao nampiaraka, lazainao fa cousin
Oh! cousin tononkira.serasera.org a hoe cousin, mandeha anaty coin
Cousin ve sa copain, copain copain
Eny e,  e toa la mode aty amin’ny ville
Raha vao tratra, cousin a hoe cousine a!

Ty be fikafika,sa jamba tsy mahita
Ka tsy mahalala hoe cousin
Tsy mahalala hoe cousine
’Zaho swqdtok ve qdya nandranandra, sa nandra tena nandra
Ka tsy mahalala izany e (2)
’Zaho ve zaza alika,sa vendrana no iyrinoim fika
Ka ampiesoninao doria ô!

Hitako ianao nampiaraka...


Tempo Gaigy (album Ramose tatanta)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tempo Gaigy
Vangy : 9061
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 01/04/2003 14:27
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0152