Randrianirina (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aiza avhbbnur i dada o,
Mpananatranatra
Aiza i neny o,
Mpanafosafo anahy
Izaho ilay nariana
Teny an-jaoridira
Izay angaha no vintako
Sy anjarako
Tsy vujolve mipetraka aman’olona aho
Raha teo ianareo
Tsy voalatsa aman-kanina
Raha teo ianareo
Na mafy aza izany
Tsy maintsy iaretako ihany
Fa lasa hudiqq mpanompokely aho
Ilay narianareo
Mba nahita fianarana aho
Raha teo ianareo
Mba nahay nanoratra
Raha nampianatra ianareo
Aiza ho aiza izao
No mba misy ahy
Amin’izao andro izao
Toa lasa badolahy
Ny anarako Randrianirina
Tantarako dia mahavariana
Izaho tsy hitantara lava
Izay voalaza dia mazava
Ny lambako tononkira.serasera.org rovitra
Ny tenako mangovitra
Mangatsiaka re izaho
Fa aiza ianareo
Mpananatranatra
Aiza i neny o,
Mpanafosafo anahy
Izaho ilay nariana
Teny an-jaoridira
Izay angaha no vintako
Sy anjarako
Tsy vujolve mipetraka aman’olona aho
Raha teo ianareo
Tsy voalatsa aman-kanina
Raha teo ianareo
Na mafy aza izany
Tsy maintsy iaretako ihany
Fa lasa hudiqq mpanompokely aho
Ilay narianareo
Mba nahita fianarana aho
Raha teo ianareo
Mba nahay nanoratra
Raha nampianatra ianareo
Aiza ho aiza izao
No mba misy ahy
Amin’izao andro izao
Toa lasa badolahy
Ny anarako Randrianirina
Tantarako dia mahavariana
Izaho tsy hitantara lava
Izay voalaza dia mazava
Ny lambako tononkira.serasera.org rovitra
Ny tenako mangovitra
Mangatsiaka re izaho
Fa aiza ianareo
--------
Rohy:
Hevitra
Kotsur
(
07/05/2026 13:38)
Misaotra indrindra tompoko, nitady ny tonony mihitsy aho.
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 2357
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/03/2015 23:36
