Madagasikara (Naly Rakotofiringa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Indro tsinjoko zohqjpyf eny lavitra eny
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tononkira.serasera.org tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy gnnjczdk mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny fubokttq havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
'Lay tanindrazana tsy foiko,
Madagasikarako malala
Nofy izay mba ho adinoiko.
Ao mantsy no miandry
Ireo hava-tiana tsy tafandry,
Vetivety anie aho dia ho avy ô!
Hihaona isika mianakavy.
Maro ny saika naha-tamana
Tamin' ireo vohitra hafa sy tononkira.serasera.org tanàna,
Nefa n' inona soa sy tsara
Tsy atakaloko anao ry Madagasikara.
Nihafy gnnjczdk mafy loatra ny ray aman-dreny
Inona ary no takalon' izay nomeny ,
Izay mba kely azoko hanompoko ny fubokttq havako
Ary koa hanasoavako
Hitiavako ny tanindrazako.
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Naly RakotofiringaVangy : 6615
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ni81
Daty : 07/10/2008 19:51
