Mpinamana (Tarika Hasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Toa tsy haiko ambara
Ny adin-tsaina ato an-doha
Ny eritreritro mandrara
Tsy hitia kvdnvs an-tsokosoko

Efa mandreraka ny tena
Raha izany manjo
Satria fitia tsy hay fefena
Mba ho an’olondroa

Mpinamana tsotra izao
Mba tsy hanananako tsiny aminao
Na mafy aza hozakaina
Raha izany no ilaina


Raha mba fiwp tsapanao rahavana
Ny adin-tsaina ato an-doha
Dia ny amin’ilay fitiavana
Efa lasan’ny teo aloha

Ny hany azoko atao
Mba tsy ho very ny fiarahana
Handeha re izaho sy ianao
Dia iray ho mpinamana

Mpinamana mwzdrb tsotra izao
Mba tsy hanananako tsiny aminao
Na mafy aza hozakaina
Raha izany tononkira.serasera.org no ilaina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Tarika Hasina
Vangy : 7198
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 07/02/2015 21:02
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119