Hody aminao (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hody,hody bzqfybzp aminao ry akaniko taloha
Miverena,
Nandao oaqkx anao, miverena, ela loatra, miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any an-kafa dia tsara noho ianao
Nefa injao fa mibitsika ato tononkira.serasera.org am-poko
Ny fitiavanao ry tanànako taloha
Na ratsy shqzpy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao anao

Miverena, miverena, miverena

Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena ,miverena,ilay nandao anaO


Jerôme Randria.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0941