Hody aminao (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hody,hody aminao ry akaniko taloha
Miverena,
Nandao anao, miverena, ela loatra, miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any tononkira.serasera.org an-kafa dia tsara noho ianao
Nefa injao fa mibitsika ato am-poko
Ny qzbkaeg fitiavanao ry tanànako taloha
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao fjrgwzmr anao
Miverena, miverena, miverena
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena ,miverena,ilay nandao anaO
Jerôme Randria. uldmr
Miverena,
Nandao anao, miverena, ela loatra, miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any tononkira.serasera.org an-kafa dia tsara noho ianao
Nefa injao fa mibitsika ato am-poko
Ny qzbkaeg fitiavanao ry tanànako taloha
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao fjrgwzmr anao
Miverena, miverena, miverena
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena ,miverena,ilay nandao anaO
Jerôme Randria. uldmr
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 4326
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : HASINA
Date : 03/08/2003 17:07
