Hody aminao (Ny Railovy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hody,hody aminao ry akaniko taloha
Miverena,
Nandao anao, miverena, ela loatra, miverena
Ka hiverina aminao.
Noheviriko fa any an-kafa dia tsara noho ianao
Nefa injao fa mibitsika ato am-poko
Ny fixejj fitiavanao ry tanànako taloha
Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay fydrgs akanin-drazanao
Ka na faly na tomany dia tononkira.serasera.org andao
Miverena,
indro raiso,
miverena,
indro raiso,
Ilay nandao,nandao anao

Miverena, miverena, miverena

Na ratsy ianao na ory
Dia raiso ny foko nandao
Hitodio ilay akanin-drazanao
ka na faly na tomany dia andao
Miverena hprfzsf ,miverena,ilay nandao anaO


Jerôme Randria.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009