Ambanivolo (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifampiantsoantso i Koto sy i Bozy
Andeha hiverina hampody indray ny omby
Ny hazavana lasa nitsipozipozy
Mamindra mailaka hamonjy indray ny toby
Làlana lavitra
Mankany ambanivohitra
Ny rivotra iainana
Madio ctib mamelon"aina
Ny sasany efa indreo mamindro amoron’afo
Tsy misy trano moa ka lanitra no tafo
Ny ankamantatra sdagmui sy ny anganoangano
Ifandimbiasana hanalana hamohamo.
Fa izay tononkira.serasera.org rehetra velon’aina
Mbola fqygxcou misy antenaina
http://www.multimania.com/schmilblik/malagasyrainb.html

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 8502
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Heriniaina
Daty : 21/10/2001 23:10