Niandry anao (MAGMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany izay izaho no kavxcb niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho nierikerika fa
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao octnos tsy tonga ianao
Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
Niandry anao niandry anao
mlenrws Ianao toa tsy hita,sa namilafila
Aiza ianao aiza ianao
Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tononkira.serasera.org tsy tonga ianao
Tsy andriko intsony,tsy hita ianao
Naleoko tony f'izaho vizana aaahhh! yeeh!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MAGMAVangy : 1077
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Ionja_jl_1
Daty : 30/07/2020 18:58