Mandehana,mandehana (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny liyp amintsika hatramin'izay
Efa potika sy rava
Toa mangatsiaka, tsisy hafanana
Fa sorisory tononkira.serasera.org lava

Ireo adiady nandratra fo
Tena tsy zaka tokoa
Raha hiala ianao dia mandehana
Fa izaho tsy hitana

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana, mandehana

Tsy mety intsony, ajanony
Raha mbola hifampitabataba
Toneo ny fo, izaho flgegpiv tsy hiasa loha
Mahita ny soa

Mihevitra ahy hisalasala
Izaho anie tsy adala
Raha hiala ianao dia mandehana
Fa izaho tsy uumo hitana

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana, mandehana

Solo

Ref:
Tsy hitana intsony anao
Efa ampy ahy izay
Mandehana ianao, mandehana, yeah!

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAGMA
Vangy : 190
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivonjatosoa
Daty : 17/09/2026 16:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.092