Niandry anao (MAGMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
jfqewu Efa ela ihany izay izaho no niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho nierikerika fa
Tsy tonga ianao tsy tonga ianao tsy tonga ianao
Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
tononkira.serasera.org rfnqyy Niandry anao niandry anao
Ianao toa tsy hita,sa namilafila
Aiza ianao aiza ianao
Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tsy tonga ianao
Tsy andriko intsony,tsy njivbxr hita ianao
Naleoko tony f'izaho vizana aaahhh! yeeh!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAGMAVisites : 1023
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ionja_jl_1
Date : 30/07/2020 18:58