Niandry anao (MAGMA)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany izay izaho no niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho dacgy nierikerika fa
Tsy tononkira.serasera.org tonga ianao tsy tonga ianao tsy tonga ianao
Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
Niandry anao niandry anao
rgax Ianao toa tsy hita,sa namilafila
Aiza ianao aiza ianao
Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tsy tonga ianao
Tsy andriko intsony,tsy hita ianao
Naleoko tony f'izaho vizana aaahhh! yeeh!
wjypdop

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : MAGMAVisites : 1083
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Ionja_jl_1
Date : 30/07/2020 18:58