potika (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitiavako manontolo no atolotro ho anao
Angamba raha ny tontolo tsy hahavita izao
Jamba tanteraka aho, jamba taminao
Efa fhazuqp tena reraka aho nanao izay azo atao

Mba rahoviana re, mba rahoviana ihany é
Vao ho tsapanao izany
Fa toy ny vorona manidina hatrany hatrany
Tsy ho andriko ihany

Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
       Mba lazao! Izay ao am-ponao
       Tiako ianao! Aleo isika cabfaj hiara-dia
       Mandrakizay! Eny, ho doria

Resinao tanteraka aho, babo tokoa
Tsy nasianao resaka ity tenako
Dia ho nofinofy ihany ve izany rehetra izany?
Nefa ny fitiavako miroborobo hatrany

Ka raha azo atao, cyfetrrm mba raiso re ny fitiavako
Ho eo anilanao eo
Aza atosika fa mba omeo ny anjarany
Ao anatin'ny fonao

Ref: Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
       Mba lazao! Izay ao am-ponao
       Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
   tononkira.serasera.org     Mandrakizay! Eny, ho doria

Solo ------
Ref: (×2) Tiako ianao! Fa tsy fantatrao izany
              Mba lazao! Izay ao am-ponao
              Tiako ianao! Aleo isika hiara-dia
              Mandrakizay! Eny, ho doria

              Ka hifampitantana!



  

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : MAGMA
Vangy : 221
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rivonjatosoa
Daty : 17/09/2026 12:16
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8782