You are here: home > Tononkira > MAGMA

Niserana (MAGMA)

https://tononkira.serasera.org/hira/magma/niserana

Nandalo niserana fotsiny ianao
Nanimba ny fiainako
Nitondra kiky sy ratra vaovao
Mahakely aina mankarary ny fo

Reko mitempo anatiko ao
Te hiantso mafy ny anaranao
Nefa izaho toa tsy sahy sao lavinao
Nefa izaho toa tsy sahy sao lavinao

Ref: Na izaho na ianao
        Dia samy tsy niherika
        Tsiky dia ampyFa manam-pitiavana
        Ny hoe hiaraka

       Na izaho na ianao
       Dia samy tsy niherika
       Fa manam-pitiavana
       Ny hiaraka
Ka ny fiainako hatramin'izao
Dia potika sy ravanao
Ka miangavy aho,mitalaho
Miverena

Fa ilay fitia
Mangina raha tsy eo ianao
Irery aho,aza ilaozana
Irery aho aza ilaozanao

      

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : MAGMA
Mpamaky : 114
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Ionja_jl_1
Tamin'ny : 31/07/2020 21:26:13
ID : 12959

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo