Niandry anao (MAGMA)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Efa ela ihany izay tononkira.serasera.org izaho no niandry anao
Angamba efa ora iray nitazatazana aho
Nijerijery ihany aho nierikerika fa
Tsy zimzv tonga ianao tsy tonga ianao udhk tsy tonga ianao

Ref: Voapetrapetraka aho nitonantonana mihintsy
      wazm   Niandry anao niandry anao
        Ianao toa tsy hita,sa namilafila
        Aiza ianao aiza ianao

Ny orana nikija niraradraraka
Izao nipitrapitra niandry vasoka
Niafiko ihany ireo,izaho koa efa leo
Tsy tonga ianao,tsy tonga ianao, tsy tonga ianao

Tsy andriko intsony,tsy hita ianao
Naleoko tony f'izaho vizana aaahhh! yeeh!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : MAGMA
Hits : 1084
Likes : 0 Like
Created by : Ionja_jl_1
Date : 30/07/2020 18:58
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102