Tsy mahatoky tena (Nantenaina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
N'aiza n'aiza misy an-dry,dia tsarovy foana akia,
misy olona any ho any,Tia anao hatrany.
Efa hatrizay chérie tononkira.serasera.org ny foko no tia an-dry,
efa hatry ny elabe no nyzk efa tao ilay fitiavana e!

Zaho moa efa malaza hoe votsavotsa vava e!
tsy natokitoky tena e! lany andro nihenahena!

Harivariva tamin'izay nifanao fotoana izahay
t'amorondranomasina e! tany a Toamasina
Zaho moa menamenatra hitarika ny resaka
nefa tsy maintsy izaho owexgx ihany no hitarika an izany.

Zaho moa efa malaza hoe votsavotsa vava e!
tsy natokitoky tena ! lany andro nihenahena§

Ny ranomasina aza akia ,namporisika ahy hikôty an-dry
ny rivotra malefaka ô! nanamora resaka
Ny masonao nijery ahy nahatonga ahy ho sahisahy
teo aho tapa-kevtra e! dia nitsoriko teo ny resaka!

zaho moa efa malaza hoe votsavotsa vava e!
tsy natokitoky tena e! lany andro nihenahena!

Tapitra lany teo daholo ny harivariva manontolo
ny sangisangin-tsika roa tratran ny andro maneno akoho
Zaho ve no rrxnoqrn tsara vintana sa ny trondro no nihinanm-pintana
volana fenomanana ô!nanazava lalana !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Nantenaina
Vangy : 2743
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : herissoa
Daty : 28/10/2014 22:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0131