Antso (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra
    Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra
    Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao

Fiv. Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
       Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho
       Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho
       Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany
       Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
    tononkira.serasera.org    Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao
       Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou
     vskf   Tompo o Andriamanitra Ianao
  imjdz      Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy
       N’aiza chvd n’aiza misy ahy

2. Ny androko rehetra atolotr’Azy
    Ka ny hazavany no hanjak’ao
    Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Melky
Vangy : 17877
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 17:17
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0145