Antso (Melky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isaky n’mba hiteny tlibkg aho dia miahotra
    Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra
    Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao

Fiv. Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
      xgyd  Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho
tononkira.serasera.org       Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanaja Azy aho
       Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany
       Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy pnahsa aho fa olom-baovao
       Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao
       Raiso ity mpanomponao ou ou ou ou ou
       Tompo o Andriamanitra Ianao
       Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy
       N’aiza n’aiza misy ahy

2. Ny androko rehetra atolotr’Azy
    Ka ny hazavany no hanjak’ao
    Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Melky
Visites : 18161
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Belle
Date : 29/04/2007 17:17
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0119