Antso (Melky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Isaky n’mba hiteny aho dia miahotra
Isaky n’mba hilaza aho dia matahotra
Ef’impiry impiry moa fa ankehitriny izao
Fiv. Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
Ny andro androany no ilazako amy Jeso fa hanompo Azy aho
Ny andro androany no ilazako amy tononkira.serasera.org Jeso fa hanaja Azy aho
Ka ny andro androany no ilazako amy Tompo fa Izy irery Izy irery ihany
Hanolo-tena ho an’i Jeso mpamonjy aho fa olom-baovao
Jeso inty aho Jeso fa vonon’aho hanolo-tena ho Anao
Raiso ity mpanomponao ou ou hblwod ou ou ou
Tompo o qzllf Andriamanitra Ianao
jrca Hanaja Anao amy fo sy saina fanahy
N’aiza n’aiza misy ahy
2. Ny androko rehetra atolotr’Azy
Ka ny hazavany no hanjak’ao
Tsy hisalasal’intsony aho ny hanaton’Azy izao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : MelkyVangy : 17879
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Belle
Daty : 29/04/2007 17:17