Avia fa ... (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampitanana izaho sy ianao
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy tononkira.serasera.org ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay kprg tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha mqpzt ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy rszbov hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy tononkira.serasera.org ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay kprg tsy mety omaly, havalony any
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha mqpzt ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy rszbov hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 8840
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 14:37
