Avia fa ... (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampitanana izaho sy ianao
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo emytw ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any
Avia nafradg hiaraka hifaly, hifety tononkira.serasera.org androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy doizahe hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo emytw ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any
Avia nafradg hiaraka hifaly, hifety tononkira.serasera.org androany
Raha ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako any
Izy doizahe hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Tovo J'HayVangy : 8768
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Oullias
Daty : 24/12/2002 14:37
