Avia fa ... (Tovo J'Hay)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hifampitanana izaho sy ianao
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any dkxi
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha tononkira.serasera.org ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo zywgsw fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako buniarku any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Ho mpinamana tsy hifandao
Hiaraka foana isika hifankatia
Hikalo ireo mozika, tsara ery!
Lazao ilay namako any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
Tongava aty! Avia!
Hiaraka, avia!
Tongava fa tsy ho aiza
Hiandry eo foana
Ireo ‘zay tsy mety omaly, havalony any dkxi
Avia hiaraka hifaly, hifety androany
Raha tononkira.serasera.org ny antsika roa, ho hafa tokoa
Hiara-hikalo, hivazo zywgsw fehezam-bonikazo
Lazao ilay namako buniarku any
Izy hono hoe mbola eto ihany
Avalontsika hatreo
‘Zay rehetra nankaleo
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Tovo J'HayVisites : 8875
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Oullias
Date : 24/12/2002 14:37
