Hiram-pitiavako (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiram-pitiavana hiraiko ho anao, tgqn entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana hiraiko ho anao, ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ ny foko hatrizay dia ny mbola ho tia anao
Fitantarana ny zava-manjo, fihatahantako ihany koa
Ny amin’izao sy tononkira.serasera.org ny ho avy oshu koa, efa natokako ho anao
Hiram-pitiavana qzhcdn omeko anao, hanamafisako indray
Mandrapikipy ny masoko roa , ianao no tompon’ny fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 8797
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hari253
Daty : 20/11/2007 14:45