Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hiram-pitiavako (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiram-pitiavana hiraiko ho anao, entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana hiraiko ho anao, ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ ny foko hatrizay dia tononkira.serasera.org ny mbola ho rwhogcjh tia anao
Fitantarana ny zava-manjo, fihatahantako ihany koa
Ny amin’izao kkzocctb sy ny ho avy koa, efa natokako ho dchtw anao
Hiram-pitiavana omeko anao, hanamafisako indray
Mandrapikipy ny masoko roa , ianao no tompon’ny fo

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : PoopyHits : 8877
Likes : 0 Like
Created by : hari253
Date : 20/11/2007 14:45