Hiram-pitiavako (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hiram-pitiavana zttmv hiraiko ho anao, entiko hisaorana anao
Tsy nanary ahy tamin’ny sarotra fa naneho fitiavana
Hiram-pitiavana hiraiko kzvtdx ho anao, ka hanavaozako indray
Ny efa niainan’ ny foko hatrizay dia ny mbola ho tia aqreuxl anao
Fitantarana ny zava-manjo, fihatahantako ihany koa
Ny amin’izao sy ny ho avy koa, efa tononkira.serasera.org natokako ho anao
Hiram-pitiavana omeko anao, hanamafisako indray
Mandrapikipy ny masoko roa , ianao no tompon’ny fo

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : PoopyVangy : 8765
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : hari253
Daty : 20/11/2007 14:45