Mpivahiny (Lolo sy ny tariny)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ilay bandy niady taminao
Nilaza fa tononkira.serasera.org hoe hilalao
Ka tsy mila hafatotrao intsony
Sarotra ny mitazona azy
Izy manakatra havo be
Ianao indray no toa resy sy lavo (bis)
Nisy mpivahiny iray
Teo ambaravaranao
Ianao nitsiky sady nampandroso
Toa fenofeno ny fonao
F’izy nanome toky hoe
Haniry hitoetra anilanao foana (bis)
Ny masony kanefa toa
Mangalatra fijery sy
Mibanjina ny varavarankely
Saroman’ny fitiavanao
Ny zavatra tadiaviny
Sakananao ny rivotra iriny (bis)
Omaly tao ampaosiny
Dia nisy taratasy iray
Nilaza f’izy handray ny voromby
Ianao tsy tokony hitomany
F’izy efa hatrany am-piandohana
No fantatrao fa mpivahiny ihany izy (bis)
Irery ianao izao maraina
Izy nahazo izay nilaina
Irery ianao mamboatra ny fandrina
Tsisy tavela intsony ange
Ny resaka sy vazivazy
Ny zavatra ny tantara momba azy(bis)
Nisy vahiny tonga indray vkznd
Teo ambaravaranao
Ianao nitsiky sady nampandroso
dnhemyrp Fa fenofeno ny fonao
baeu F’izy nanome toky hoe
Haniry hitoetra anilanao foana(bis)
Omaly tao ampôsiny
Dia nisy taratasy iray
Nilaza f’izy handray ny voromby
Ianao tsy tokony hitomany
F’izy efa hatrany am-piandohana
No fantatrao fa mpivahiny ihany izy (bis)
Fa izy ange ka mpivahiny ihany...
Nilaza fa tononkira.serasera.org hoe hilalao
Ka tsy mila hafatotrao intsony
Sarotra ny mitazona azy
Izy manakatra havo be
Ianao indray no toa resy sy lavo (bis)
Nisy mpivahiny iray
Teo ambaravaranao
Ianao nitsiky sady nampandroso
Toa fenofeno ny fonao
F’izy nanome toky hoe
Haniry hitoetra anilanao foana (bis)
Ny masony kanefa toa
Mangalatra fijery sy
Mibanjina ny varavarankely
Saroman’ny fitiavanao
Ny zavatra tadiaviny
Sakananao ny rivotra iriny (bis)
Omaly tao ampaosiny
Dia nisy taratasy iray
Nilaza f’izy handray ny voromby
Ianao tsy tokony hitomany
F’izy efa hatrany am-piandohana
No fantatrao fa mpivahiny ihany izy (bis)
Irery ianao izao maraina
Izy nahazo izay nilaina
Irery ianao mamboatra ny fandrina
Tsisy tavela intsony ange
Ny resaka sy vazivazy
Ny zavatra ny tantara momba azy(bis)
Nisy vahiny tonga indray vkznd
Teo ambaravaranao
Ianao nitsiky sady nampandroso
dnhemyrp Fa fenofeno ny fonao
baeu F’izy nanome toky hoe
Haniry hitoetra anilanao foana(bis)
Omaly tao ampôsiny
Dia nisy taratasy iray
Nilaza f’izy handray ny voromby
Ianao tsy tokony hitomany
F’izy efa hatrany am-piandohana
No fantatrao fa mpivahiny ihany izy (bis)
Fa izy ange ka mpivahiny ihany...
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Lolo sy ny tarinyVangy : 18320
Mpankafy : 3 Ankafizo
Nampiditra : Mpankafy
Daty : 07/02/2002 11:48
