Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy tononkira.serasera.org natao hifoha mba hitaraina
Nomena ahy sy ianao, tolyzgq tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny vcxsm nbaszuk entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
Nomena ahy sy ianao, tolyzgq tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny vcxsm nbaszuk entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : LalatianaVangy : 10467
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 06/09/2002 11:10
