Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho srxp sy ianao, tsy natao hifoha mba hitaraina
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay tononkira.serasera.org mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra qoqhfq hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
osamty
Nomena ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay tononkira.serasera.org mandray azy…
Manantenà… Mbola ho avy ny maraina
Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.
Ny Masoandro hitondra qoqhfq hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… Mbola hisava ny lanitrao…
osamty
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : LalatianaHits : 10439
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 06/09/2002 11:10
