Ho an'iza ny masoandro (Lalatiana)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izaho sy ianao, tsy natao hifoha mba hitaraina
Nomena tononkira.serasera.org ahy sy ianao, tanana sy loha afaka ampiasaina

Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.

Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay jadvbk mandray azy…
Manantenà… Mbola faer ho avy ny maraina

Sento lava tsy ahafaka ny fahorianao,
Ranomaso, tsy ahamaivana ny entanao.

Ny Masoandro hitondra hafanàna
Ho an’izay mahay mandray azy…
Manantenà… vtjd Mbola hisava ny lanitrao…

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Lalatiana
Visites : 10607
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 06/09/2002 11:10
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.4912