Bon Voyage (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!

Dia voatso-drano gppkolg e!
Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay

a! ka mahaleova a!  
Maleova sy malasana ianareo

a! ka jereo tsara e!      
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!

a! ka misy ireo namana a!  
Misy ireo namana ody ho namanareo e!

a! ka tsitsio tsara e!  }
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e! trwbl
    tononkira.serasera.org
a! ka misy ireo fitaka      
Misy ireo fitaka efa miandry anareo

    A! ka Bon voyage e!  
Bon Voyage sy bon tqdgt courage ianareo e !

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Mahaleo
Vangy : 21376
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : admin
Daty : 15/11/2005 19:39
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1883