Bon Voyage (Mahaleo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!
Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny dwwub Ray aman-dReny izahay
a! ka mahaleova a!
Maleova sy malasana ianareo
a! ka jereo tsara e!
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!
a! ka misy ireo namana a!
Misy ireo namana ody ho tononkira.serasera.org namanareo e!
a! ka tsitsio tsara ovtan e! }
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e!
a! ka misy ireo fitaka xizhxcof
Misy ireo fitaka efa miandry anareo
A! ka Bon voyage e!
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!
Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny dwwub Ray aman-dReny izahay
a! ka mahaleova a!
Maleova sy malasana ianareo
a! ka jereo tsara e!
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!
a! ka misy ireo namana a!
Misy ireo namana ody ho tononkira.serasera.org namanareo e!
a! ka tsitsio tsara ovtan e! }
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e!
a! ka misy ireo fitaka xizhxcof
Misy ireo fitaka efa miandry anareo
A! ka Bon voyage e!
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : MahaleoHits : 20722
Likes : 0 Like
Created by : admin
Date : 15/11/2005 19:39
