Bon Voyage (Mahaleo)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Bon Voyage
Raha mba niainga e!!
Raha mba niainga tany aminay izahay e!!

Dia voatso-drano e!
Voatsodranon'ny Ray aman-dReny izahay

a! ka mahaleova a!  
Maleova sy malasana ianareo

a! ka jereo tsara e!      
Jereo tsara ny làlana alehanareo e!

a! ka misy qockukkn ireo namana a!  
Misy ireo namana ody ho namanareo tononkira.serasera.org e!

a! ka tsitsio tsara e!  }
Tsitsio tsara ny vatsy izay hoentinareo e!
  vqas  
a! ka misy ireo fitaka      
Misy ireo fitaka efa miandry anareo rmbsfhbu

    A! ka Bon voyage e!  
Bon Voyage sy bon courage ianareo e !

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Mahaleo
Visites : 21231
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : admin
Date : 15/11/2005 19:39
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0758